# Nomen'i Josoa ho lovan'Israely izany Josoa manome ny tany amin'ny Isrelita dia voalaza toy ny efa nanomezany an'ny Israelita lova iray ho fananana maharitra. D.H: "Nomen'i Josoa an'Israelita ny tany ho fananana maharitra." # tany nitsahatra tamin'ny ady. Ny tsy fiadivan'ny vahoaka intsony dia voalaza fa ny tany dia olona iray izay mamela ady. D.H: "tsy niady intsony ny olona ao amin'ny tany" na "nisy filaminana tao amin'ny tany"