plt_tn/jos/11/04.md

12 lines
441 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny mpanjaka ny Kananita rehetra manafika an'i Josoa sy ireo firenen'Israely.
# , miaramila maro an'isa toy ny fasika eny amoron-dranomasina
Ity fanitarana manasongadina ny miaramila maro an'isa ity dia ireo mpanjaka nivondrona. D.H: "na ny isa lahiben'ireo miaramila izay nivoaka tany mba ho toy ny isan'izy ireo tahaka ny voam-pasika eny amoron-dranomsina tany"
# Meroma
Ireo dia anaran-toerana.