# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanjaka ny Kananita rehetra manafika an'i Josoa sy ireo firenen'Israely. # , miaramila maro an'isa toy ny fasika eny amoron-dranomasina Ity fanitarana manasongadina ny miaramila maro an'isa ity dia ireo mpanjaka nivondrona. D.H: "na ny isa lahiben'ireo miaramila izay nivoaka tany mba ho toy ny isan'izy ireo tahaka ny voam-pasika eny amoron-dranomsina tany" # Meroma Ireo dia anaran-toerana.