plt_tn/jos/10/40.md

421 B

Tsy nisy navelany hiangana na dia iray tamin'ireo mpanjakany rehetra

Ireo fehezanteny roa ireo mizara dika mitovy ary manasongadina ny fapotehina tanteraka izay nanatanterahan'ny vahoakan'Israely ny didin'Yaveh.

Josoa namely azy ireo tamin'ny sabatra

Ny sabatra dia manambara ny miaramilan'Israely ary ny famelezana dia maneho ny hevitra famonoana sy fandringanana. D.H: "Novonoin'i Josoa sy noringaniny izy ireo"