plt_tn/jos/10/40.md

8 lines
421 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy nisy navelany hiangana na dia iray tamin'ireo mpanjakany rehetra
Ireo fehezanteny roa ireo mizara dika mitovy ary manasongadina ny fapotehina tanteraka izay nanatanterahan'ny vahoakan'Israely ny didin'Yaveh.
# Josoa namely azy ireo tamin'ny sabatra
Ny sabatra dia manambara ny miaramilan'Israely ary ny famelezana dia maneho ny hevitra famonoana sy fandringanana. D.H: "Novonoin'i Josoa sy noringaniny izy ireo"