plt_tn/jos/10/34.md

240 B

Lakisy... Eglona

Ireo dia anaran-tanàna.

Namely azy tamin'ny sabatra... nandringana tanteraka ny olona rehetra tao

Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dika mitovy. Mampiseho fiarahana tanteraka amin'ny fapotehin'i Eglona izy ireo.