# Lakisy... Eglona Ireo dia anaran-tanĂ na. # Namely azy tamin'ny sabatra... nandringana tanteraka ny olona rehetra tao Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dika mitovy. Mampiseho fiarahana tanteraka amin'ny fapotehin'i Eglona izy ireo.