plt_tn/jos/10/12.md

305 B

Ry masoandro, mijanòna ao Gibeona, ary ny volana, ao amin'ny lohasaha Aialona

Josoa dia mivavaka fa Yaveh tsy maintsy hanao fandrosoam-potoana mitsahatra amin'ity andro ity.

Ry masoandro...ny volana

Mandidy ireo masoandro sy volana toy ireo vahoaka.

lohasaha Aialona

Izany dia anaran-toerana.