plt_tn/jos/10/12.md

12 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ry masoandro, mijanòna ao Gibeona, ary ny volana, ao amin'ny lohasaha Aialona
Josoa dia mivavaka fa Yaveh tsy maintsy hanao fandrosoam-potoana mitsahatra amin'ity andro ity.
# Ry masoandro...ny volana
Mandidy ireo masoandro sy volana toy ireo vahoaka.
# lohasaha Aialona
Izany dia anaran-toerana.