plt_tn/jos/10/09.md

12 lines
288 B
Markdown

# Tonga i Josoa
Ny miaramila lehiben'Israely dia voalaza tamin'ny alalan'ny anaran'ireo mpibaiko, Josoa.
# Nasafotofoton'i Yaveh teo anoloan'Israely ny fahavalo
Etoana "Israely" dia maneho ireo miaramilan'Israely lehibe.
# Beti-horona...Azeka...Makeda
Ireo dia anaran'ireo tanàna.