# Tonga i Josoa Ny miaramila lehiben'Israely dia voalaza tamin'ny alalan'ny anaran'ireo mpibaiko, Josoa. # Nasafotofoton'i Yaveh teo anoloan'Israely ny fahavalo Etoana "Israely" dia maneho ireo miaramilan'Israely lehibe. # Beti-horona...Azeka...Makeda Ireo dia anaran'ireo tanĂ na.