plt_tn/jos/10/05.md

12 lines
423 B
Markdown

# mpanjaka dimy
"mpanjaka 5"
# Jarmota...Lakisy...Eglona
Ireo dia anarana tanàna
# Nametraka ny rafitra hanoherana an'i Gibeona izy ireo
Izany dia midika fa nametraka ny tobiny nanerana ny tanànany izy ireo. Izany dia fomba fahatanjahana ireo izay ao an-tanàna. Izany dia nisoroahana ny vahoaka avy amin'ny fitsoahana an-tanàna, ary nisorohana ny hafa avy amin'ny fitondrana sakafo sy rano azy ireo ao an-tanàna.