plt_tn/jos/10/05.md

423 B

mpanjaka dimy

"mpanjaka 5"

Jarmota...Lakisy...Eglona

Ireo dia anarana tanàna

Nametraka ny rafitra hanoherana an'i Gibeona izy ireo

Izany dia midika fa nametraka ny tobiny nanerana ny tanànany izy ireo. Izany dia fomba fahatanjahana ireo izay ao an-tanàna. Izany dia nisoroahana ny vahoaka avy amin'ny fitsoahana an-tanàna, ary nisorohana ny hafa avy amin'ny fitondrana sakafo sy rano azy ireo ao an-tanàna.