plt_tn/jos/07/16.md

846 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Josoa manaraka ny baikon'i Yaveh mba hitondra an'Israely eo anatrehany.

nitondra an'Israely nanakaiky

Ny fehezanteny "isam-poko" dia midika foko tsirairay. D.H: "nitondra ny fokon'Israely tsirairay nanakaiky"

voasafidy ny fokon'i Joda

D.H: "Yaveh nisafidy ny fokon'i Joda"

Nentiny nanakaiky isan'olona ny fokon'i Zeraita

Ny fehezanteny "isan'olona" dia fomba fiteny iray midika olona tsirairay. Ireo olona ao amin'ity fehezanteny ity dia lohany ao amin'ny tokantranony. D.H: "Nentiny nanakaiky ny olon'ny fokon'ireo Zeraita tsirairay" na "Avy amin'ireo fokon'ireo Zeranita, no nitondrany ny olona tsirairay izay lohany ao an-tokantranony"

ny fokon'i Zeraita

Ny foko dia nomena anarana tao aorian'ny nanaomezana anarana an'i Zera.

Zabdia...Akana...Karmy...Zera

Ireo dia anaran-dehilahy.