forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.4 KiB
Markdown
24 lines
1.4 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Josoa mampiseho fahakivina tamin'Andriamnitra.
|
|
|
|
# inona no azoko lazaina, fa efa niamboho teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo Israely?
|
|
|
|
Josoa nilaza izany mba hampisehoana hoe hasorenana manao ahoana ny azy fa tsy mbola fantany izay lazaina. D.H: "Tsy haiko izay lazaina. Efa niamboho teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo Israley."
|
|
|
|
# niamboho teo anatrehan'ny fahavalon'izy ireo Israely
|
|
|
|
Fanaovana izany dia manambara fitsoahana avy amin'ireo fahavalo. D.H: "Israely dia nandositra avy amin'ireo fahavalony"
|
|
|
|
# Hanodidina anay izy ireo ary hampanadino ny anaranay amin'ny olon'ny tany
|
|
|
|
Fampanadinoina ny olona ny anaran'ny Israelita manambara fampanadinoana ireo Israelita. Amin'izany dia tsy maintsy anao izany izy ireo amin'ny famonoana ireo Israelita. D.H: "Hiodidina anay izy ireo ary hamono anay, ary ny olon'ny tany dia hanadino ny momba anay"
|
|
|
|
# ho an'ny anaranao lehibe
|
|
|
|
Ny fehezanteny "ny anaranao lehibe" eto dia manambara lazan'Andriamanitra sy hery. D.H: "Noho izany inona no ho ataonao mba hafantaran'olona anao fa ianao dia lehibe"
|
|
|
|
# Ka inona no hataonao ho an'ny anaranao lehibe?
|
|
|
|
Mampiasa izany fanontaniana izany i Josoa mba hampitandremana an'Andriamanitra raha toa ka rava ireo Israelita, ary ireo vahoaka sasany dia hieritreritra fa Andriamanitra dia tsy lehibe. D.H: "Ary amin'izany dia tsy hisy na inona na inona afahanao manao izany ho an'ny anaranao lehibe." na "Ary ny vahoaka tsy hahafantatra fa Ianao dia lehibe."
|