forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
1.2 KiB
Markdown
16 lines
1.2 KiB
Markdown
# Voaozona eo imason'i Yaveh anie izay olona mamerina manorina
|
|
|
|
Voaozona eo imason'i Yaveh dia manambara voaozona amin'ny alalan'i Yaveh. D.H: "Hozonon'i Yaveh anie ilay olona izay mamerina manorina"
|
|
|
|
# Amin'ny ain'ny zanany lahimatoa no hametrahany fototra
|
|
|
|
Ny tambin'ilay olona mametraka fototra vaovao ho an'ny Jeriko dia tsy maintsy ho faty ny zanany lahimatoa.Izany dia voalaza toy ny vidin'izay olona tsy maintsy mandoha izany . D.H: "Raha mametraka fototra izy, dia ho very ny zanany lahimatoa" na "Raha mametraka fototra izy, dia ho faty ny zanany lahimatoa"
|
|
|
|
# amin'ny ain'ny zanany faralahy no hananganany ny vavahadiny
|
|
|
|
Nyu tambin'ilay olona mametraka vavahady vaovao ho an'ny Jeriko dia tsy maintsy ho faty ny zanany faralahy. Izany dia voalaza toy ny vidin'izay olona tsy maintsy mandoha izany. D.H: "Raha mametraka ireo vavahadiny izy, dia ho very ny zanany faralahy" na "Raha mametraka ireo vavahadiny izy, dia ho faty ny zanany faralahy"
|
|
|
|
# niely nanerana ny tany ny lazany.
|
|
|
|
Ity dia manambara ny lazan'i Josoa, fa tsy Yaveh. Ny fahalasan'ny fahafantarana eo amin'ny olona manerana ny tany dia voalaza toy ny lazany mihely. D.H: "Lasa nalaza manerana ny tany i Josoa" na "ny olona manerana ny tany nianatra ny momba an'i Josoa"
|