plt_tn/jos/06/26.md

1.2 KiB

Voaozona eo imason'i Yaveh anie izay olona mamerina manorina

Voaozona eo imason'i Yaveh dia manambara voaozona amin'ny alalan'i Yaveh. D.H: "Hozonon'i Yaveh anie ilay olona izay mamerina manorina"

Amin'ny ain'ny zanany lahimatoa no hametrahany fototra

Ny tambin'ilay olona mametraka fototra vaovao ho an'ny Jeriko dia tsy maintsy ho faty ny zanany lahimatoa.Izany dia voalaza toy ny vidin'izay olona tsy maintsy mandoha izany . D.H: "Raha mametraka fototra izy, dia ho very ny zanany lahimatoa" na "Raha mametraka fototra izy, dia ho faty ny zanany lahimatoa"

amin'ny ain'ny zanany faralahy no hananganany ny vavahadiny

Nyu tambin'ilay olona mametraka vavahady vaovao ho an'ny Jeriko dia tsy maintsy ho faty ny zanany faralahy. Izany dia voalaza toy ny vidin'izay olona tsy maintsy mandoha izany. D.H: "Raha mametraka ireo vavahadiny izy, dia ho very ny zanany faralahy" na "Raha mametraka ireo vavahadiny izy, dia ho faty ny zanany faralahy"

niely nanerana ny tany ny lazany.

Ity dia manambara ny lazan'i Josoa, fa tsy Yaveh. Ny fahalasan'ny fahafantarana eo amin'ny olona manerana ny tany dia voalaza toy ny lazany mihely. D.H: "Lasa nalaza manerana ny tany i Josoa" na "ny olona manerana ny tany nianatra ny momba an'i Josoa"