plt_tn/jos/06/08.md

484 B

teo anatrehan'i Yaveh

Mety ho dikany dia 1) "amin'ny fankatoavana an'i Yaveh" na " 2) "eo anoloan'ny fiaran'i Yaveh"

dia nitsoka trompetra tandrok'osy izy ireo

"nampaneno ny trompetra mafy dia mafy izy ireo" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy ireo mpisorana"

Nanaraka azy ireo avy ao aoriana ny fiaran'ny fifaneken'i Yaveh

Mety azo lazaina mazava izay nitondran'ny olona ny fiara tany. D.H: "Ny mpisorona izay nitondra ny fiaran'i Yaveh nanaraka azy ireo avy ao aoriana"