# teo anatrehan'i Yaveh Mety ho dikany dia 1) "amin'ny fankatoavana an'i Yaveh" na " 2) "eo anoloan'ny fiaran'i Yaveh" # dia nitsoka trompetra tandrok'osy izy ireo "nampaneno ny trompetra mafy dia mafy izy ireo" na "nitsoka ny trompetra tandrok'osy ireo mpisorana" # Nanaraka azy ireo avy ao aoriana ny fiaran'ny fifaneken'i Yaveh Mety azo lazaina mazava izay nitondran'ny olona ny fiara tany. D.H: "Ny mpisorona izay nitondra ny fiaran'i Yaveh nanaraka azy ireo avy ao aoriana"