plt_tn/jos/06/05.md

446 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola miresaka amin'i Josoa hatrany Andriamanitra izay tsy maintsy ataon'ny olona.

tsy maintsy mampaneno trompetra lavareny amin'ny tandrok'osy izy ireo...trompetra

Ny teny "Izy ireo" dia maneho ireo mpisorona fito. Ny "tandrok'osy" sy "trompetra" dia maneho ny trompetra tandrok'osy izay notsofin'ireo mpisorona.

mandan'ny tanàna

"ny ivelan'ny mandan'ny tanàna" na "ny manda manodidina ny tanàna"