# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mbola miresaka amin'i Josoa hatrany Andriamanitra izay tsy maintsy ataon'ny olona. # tsy maintsy mampaneno trompetra lavareny amin'ny tandrok'osy izy ireo...trompetra Ny teny "Izy ireo" dia maneho ireo mpisorona fito. Ny "tandrok'osy" sy "trompetra" dia maneho ny trompetra tandrok'osy izay notsofin'ireo mpisorona. # mandan'ny tanàna "ny ivelan'ny mandan'ny tanàna" na "ny manda manodidina ny tanàna"