plt_tn/jos/06/03.md

462 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola miresaka amin'i Josoa hatrany Andriamanitra izay tsy maintsy ataon'ny olona.

Aoka hanao izany mandritra ny enin'andro ianao

"Aoka anao izany indray mandeha isan'andro mandritry ny enin'andro ianao"

Mpisorona fito no hitondra trompetra fito vita amin'ny tandrok'osy eo anoloan'ny fiara

Ireo mpisorona fito dia mandeha eo anoloan'ny mpisorona hafa izay mitondra ny fiara sy mandeha mandeha manodidina ny tanàna.