forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
462 B
Markdown
12 lines
462 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Mbola miresaka amin'i Josoa hatrany Andriamanitra izay tsy maintsy ataon'ny olona.
|
||
|
|
||
|
# Aoka hanao izany mandritra ny enin'andro ianao
|
||
|
|
||
|
"Aoka anao izany indray mandeha isan'andro mandritry ny enin'andro ianao"
|
||
|
|
||
|
# Mpisorona fito no hitondra trompetra fito vita amin'ny tandrok'osy eo anoloan'ny fiara
|
||
|
|
||
|
Ireo mpisorona fito dia mandeha eo anoloan'ny mpisorona hafa izay mitondra ny fiara sy mandeha mandeha manodidina ny tanàna.
|