plt_tn/jos/04/12.md

604 B

Ny fokon'i Robena, ny fokon'i Gada, ary ny atsasaky ny fokon'i Manase dia nandalo mialohan'ny nilaharan'ireo vahoakan'Israely toy ny miaramila

Ireo dia miaramilan'ny foko telo izay namita ny adidiny mba hitondra ireo Israelita makany amin'ny ady ho an'ny fitoerana eo amorony atsinan'ny Reniranon'ny Jordana.

tahaka azy ireo

Ny teny "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'Israely.

nanomezan'izy ireo voninahitra an'i Mosesy

Ity dia tsy maneho fotsiny ihany ny manome voninahitra fa manaiky ireo didiny ary mitondra azy ireo tahaka ny mpandidin'ny miaramilany toy ny nanarahan'izy ireo an'i Mosesy.