plt_tn/jos/04/12.md

12 lines
604 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny fokon'i Robena, ny fokon'i Gada, ary ny atsasaky ny fokon'i Manase dia nandalo mialohan'ny nilaharan'ireo vahoakan'Israely toy ny miaramila
Ireo dia miaramilan'ny foko telo izay namita ny adidiny mba hitondra ireo Israelita makany amin'ny ady ho an'ny fitoerana eo amorony atsinan'ny Reniranon'ny Jordana.
# tahaka azy ireo
Ny teny "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'Israely.
# nanomezan'izy ireo voninahitra an'i Mosesy
Ity dia tsy maneho fotsiny ihany ny manome voninahitra fa manaiky ireo didiny ary mitondra azy ireo tahaka ny mpandidin'ny miaramilany toy ny nanarahan'izy ireo an'i Mosesy.