plt_tn/jos/03/14.md

384 B

fiaran'ny fifanekena

Ny teny "fiara" eto dia maneho ny tratra izay misy vato fisaka.

amoron'ny rano

Izany dia afaka maneho ny faritry ny rano na ihany koa morony izay ikorian'ny rano mba hanamaina ny tany.

ary ny ranon'i Jordana dia tondraka hatreny amin'ny sisiny rehetra nandritra ny fotoam-pijinjana

Izany dia vaovao fototra ary manampy sehatra amin'izay ataon'i Yaveh.