plt_tn/jos/03/14.md

12 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fiaran'ny fifanekena
Ny teny "fiara" eto dia maneho ny tratra izay misy vato fisaka.
# amoron'ny rano
Izany dia afaka maneho ny faritry ny rano na ihany koa morony izay ikorian'ny rano mba hanamaina ny tany.
# ary ny ranon'i Jordana dia tondraka hatreny amin'ny sisiny rehetra nandritra ny fotoam-pijinjana
Izany dia vaovao fototra ary manampy sehatra amin'izay ataon'i Yaveh.