plt_tn/jos/03/07.md

405 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Yaveh milaza amin'i Josoa izay ataon'ireo mpisorona

ho ataoko lehilahy mahery eo imason'ny Israely rehetra ianao

Etoana "imaso" dia manambara ny olona mahita sy mahatakatra. D.H: "Ny olona hahita izay ataoko ary anatanteraka fa efa nataoko lehilahy mahery ianao."

amoron'ny ranon'i Jordana

Josoa dia manakaiky ny sisiny na ny moron'ny Reniranon'ny Jordana.