# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Yaveh milaza amin'i Josoa izay ataon'ireo mpisorona # ho ataoko lehilahy mahery eo imason'ny Israely rehetra ianao Etoana "imaso" dia manambara ny olona mahita sy mahatakatra. D.H: "Ny olona hahita izay ataoko ary anatanteraka fa efa nataoko lehilahy mahery ianao." # amoron'ny ranon'i Jordana Josoa dia manakaiky ny sisiny na ny moron'ny Reniranon'ny Jordana.