plt_tn/jos/02/06.md

20 lines
566 B
Markdown

# Kanefa nampiakariny...teo an-tafon-trano
Izany dia vaovao fototra sy fanazavana hoe ahoana no nanafenany an-dralehilahy tao.
# tafon-trano
Ny tafon-trano dia fisaka ary mafy, ka mahazo mandeha eo aminy ny olona.
# rongony
zava-maniry izay mitombo amin'ny tahony, izay fampiasa amin'ny fanaovana akanjo.
# Koa dia nanenjika azy ireo ny lehilahy
Nanaraka ireo mpitsikilo ireo lehilahy noho ny efa nolazain'i Rahaba azy ireo tao.
# lakan-drano
faritra izay marivo amin'ny renirano na ny ranobe hoan'ny olona mba azahoana mandeha manaraka amin'ny sisin'izany