plt_tn/jos/02/06.md

566 B

Kanefa nampiakariny...teo an-tafon-trano

Izany dia vaovao fototra sy fanazavana hoe ahoana no nanafenany an-dralehilahy tao.

tafon-trano

Ny tafon-trano dia fisaka ary mafy, ka mahazo mandeha eo aminy ny olona.

rongony

zava-maniry izay mitombo amin'ny tahony, izay fampiasa amin'ny fanaovana akanjo.

Koa dia nanenjika azy ireo ny lehilahy

Nanaraka ireo mpitsikilo ireo lehilahy noho ny efa nolazain'i Rahaba azy ireo tao.

lakan-drano

faritra izay marivo amin'ny renirano na ny ranobe hoan'ny olona mba azahoana mandeha manaraka amin'ny sisin'izany