plt_tn/jos/01/08.md

20 lines
539 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka amin'ny Josoa hatrany.
# Hilaza mandrakariva ianao
Izany dia midika fa tokony hilaza ny bokin'ny lalàna matetika i Josoa. Ny teny "mandrakariva" dia manampy fanasongadinana na fanamafisana.
# ambinina sy hahomby
Ireo teny ireo dia midika fitovian-javatra amin'ny ankapobeny ary manasongadina fahombiazana lehibe.
# Moa ve tsy efa nandidy anao Aho?
Izany dia maneho an'i Yaveh mandidy an'i Josoa. D.H: "Efa nandidy anao Aho!"
# Mahereza sy matanjaha!
Yaveh mibaiko an'i Josoa.