# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh miresaka amin'ny Josoa hatrany. # Hilaza mandrakariva ianao Izany dia midika fa tokony hilaza ny bokin'ny lalàna matetika i Josoa. Ny teny "mandrakariva" dia manampy fanasongadinana na fanamafisana. # ambinina sy hahomby Ireo teny ireo dia midika fitovian-javatra amin'ny ankapobeny ary manasongadina fahombiazana lehibe. # Moa ve tsy efa nandidy anao Aho? Izany dia maneho an'i Yaveh mandidy an'i Josoa. D.H: "Efa nandidy anao Aho!" # Mahereza sy matanjaha! Yaveh mibaiko an'i Josoa.