plt_tn/jos/01/06.md

16 lines
416 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Omen'i Yaveh ireo karazana baiko i Josoa
# Mahereza sy matanjaha.
Yaveh nibaiko an'i Josoa mba handresy ny tahony amin'ny tanjany.
# Aza miala amin'izany na ho amin'ny anakavia na ho amin'ny ankavanana
Izany dia mety afaka ilazana baiko tsara. D.H: "Araho tanteraka izany" na "Araho tantreraka izy ireo"
# mba hahomby
"tratraro ny tanjonao" na "tongava amin'ny tanjonao"