# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Omen'i Yaveh ireo karazana baiko i Josoa # Mahereza sy matanjaha. Yaveh nibaiko an'i Josoa mba handresy ny tahony amin'ny tanjany. # Aza miala amin'izany na ho amin'ny anakavia na ho amin'ny ankavanana Izany dia mety afaka ilazana baiko tsara. D.H: "Araho tanteraka izany" na "Araho tantreraka izy ireo" # mba hahomby "tratraro ny tanjonao" na "tongava amin'ny tanjonao"