plt_tn/jos/01/04.md

16 lines
497 B
Markdown

# Fampafantarana ankapobeny
Miresaka amin'i Josoa hatrany i Yaveh
# taninareo
Ny teny "anareo" dia maneho ny fokon'Israely ary tsy i Josoa irery ihany.
# afa_mijoro eo anoloanao
Ao amin'ny anadalana faha 5 ny teny "ianao" sy "anao" dia maneho an'i Josoa.
# tsy hanary anao Aho na handao anao
Ny teny "hanary" sy "handao" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Natambatr'i Yaveh ireo mba anamarihana izay tsy hanaovany ireo zavatra ireo. D.H: "Dia hitoetra eo aminao mandrakizay aho"