# Fampafantarana ankapobeny Miresaka amin'i Josoa hatrany i Yaveh # taninareo Ny teny "anareo" dia maneho ny fokon'Israely ary tsy i Josoa irery ihany. # afa_mijoro eo anoloanao Ao amin'ny anadalana faha 5 ny teny "ianao" sy "anao" dia maneho an'i Josoa. # tsy hanary anao Aho na handao anao Ny teny "hanary" sy "handao" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Natambatr'i Yaveh ireo mba anamarihana izay tsy hanaovany ireo zavatra ireo. D.H: "Dia hitoetra eo aminao mandrakizay aho"