plt_tn/jol/03/20.md

16 lines
449 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny anakapobeny:
Manohy ny rasaka momba ny andron'i Tompo i Yaveh.
# Fa i Joda dia honenana mandrakizay,
D.H: "Honenan'ny olona mandrakizay Joda"
# ary Jerosalema honenan'ny taranaka fara-mandimby.
D.H: "honenan'ny olona Jerosalema, ireo taranaka fara-mandimby aty aoriana."
# Hamaly faty ny ràn'izay tsy mbola novaliako ho faty Aho
D.H: "Ho fahaiziko ireo fahavalo izay namono ny olon'ny Israely sy izay efa voasazy"