plt_tn/jol/03/20.md

449 B

Fampahafantarana amin'ny anakapobeny:

Manohy ny rasaka momba ny andron'i Tompo i Yaveh.

Fa i Joda dia honenana mandrakizay,

D.H: "Honenan'ny olona mandrakizay Joda"

ary Jerosalema honenan'ny taranaka fara-mandimby.

D.H: "honenan'ny olona Jerosalema, ireo taranaka fara-mandimby aty aoriana."

Hamaly faty ny ràn'izay tsy mbola novaliako ho faty Aho

D.H: "Ho fahaiziko ireo fahavalo izay namono ny olon'ny Israely sy izay efa voasazy"