plt_tn/jol/03/18.md

36 lines
1.5 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny anakapobeny:
Manohy ny resany mahakasika ny andron'i Tompo i Yaveh.
# hipoiran'ny divay mamy amin'ny tendrombohitra
"divay mamy hipoitra avy amin'ny tendrombohitra." Ity dia fanitarana iray hampisehoana fa ny tany dia mahavokatra. D.H: "Eo an-tendrombohitra dia hisy tanim-boaloboka izay hamokatra divay mamy betsaka"
# ny havoana dia hikoriana ronono
"hikoriana avy amin'ny havoana ny ronono." D.H: "hamokatra ronono betsaka eo an-kavoana ireo ondry aman'osy nareo"
# ny lohasahan-driakan'i Joda rehetra dia hikoriana rano
"ny rano hikoriana eo amin'ny lohasahan-driaka rehetran'ny Joda"
# ny rano avy amin'ny Lohasahan'i Sitima.
"handefa rano makany amin'ny lohasahan'i Akasia." "Sitima" dia anaran-toerana any amin'ny ilany atsinanan'ny Reniranon'ny Jordana. Izany dia midika "ireo hazo Akasia."
# Ho tonga faharavana nilaozana i Egypta
D.H: "Ho rava i Egypta ary dia handao izany ny olona" na "fahavalon'ny firenena handrava an'i Egypta ary ny vahoakan'ny Egypta hiala ny fireneny"
# Edoma ho lasa efitra foana
"Ho lasa tany efitra i Edoma ary handao izany ny olona"
# noho ny herisetra natao tamin'ny olon'i Joda
"noho ireo zavatra herisetran'i Egypta ary Edoma nanao tamin'ny olon'ny Joda."
# satria nandatsaka ràn'olona tsy manan-tsiny tao amin'ny taniny izy ireo.
"ràn'olona tsy manan-tsiny" dia maneho ireo olona tsy manan-tsiny izay novonoina. D.H: "satria namono olona tsy mana-tsiny tao amin'ny tanin'ny olon'ny Joda i Egypta sy Edoma."