plt_tn/jol/03/16.md

850 B

Hierona avy any Ziona Yaveh, ary hanandratra ny feony ao Jerosalema.

Ireo andian-teny mitambatra ireo dia maneho amin'i Yaveh mihiaka mafy, feo mazava sy mahery avy any Jerosalema. Raha fiteny iray ihany no hanananao amin'ny fihikiahana dia afaka nampiasaina ho andian-teny iray izany. D.H: "Hihiaka mafy avy ao Jerosalema i Yaveh."

Hierona Yaveh,

Mety midika hoe 1) "Hierona tahaka ny liona i Yaveh" na "Hierona tahaka ny kotroka i Yaveh."

Hiozongozona ny tany sy ny lanitra

Ny fiheron'i Yaveh dia mahery ka hahatonga ny tany sy ny lanitra mitambatra hiozona.

Yaveh dia ho fialofan'ny olony, ary fiarovana mafy ho an'ny olon'Israely

Ireo andian-teny roa ireo dia midika ny hiarovan'i Yaveh ny olony. Ny fiarovana dia fialofana mahery nampiasaina hiarovana ny olona mandritry ny ady. D.H: "Ho fiarovana mahery ho an'ny olony i Yaveh."