plt_tn/jol/03/14.md

310 B

Misy tabataba, dia tabataba

Ny tabataba dia feo mafy noho ny vahoaka be. Ity dia niverimberina hampisehoana fa izany dia feo mafy avy amin'ireo vahoaka rehetra.

Lohasahan'ny Fitsarana ... ny Lohasahan'ny Fitsarana.

Ity andian-teny ity dia miverimberina hampisehoana fa ny fitsaràna dia hitranga tokoa.