# Misy tabataba, dia tabataba Ny tabataba dia feo mafy noho ny vahoaka be. Ity dia niverimberina hampisehoana fa izany dia feo mafy avy amin'ireo vahoaka rehetra. # Lohasahan'ny Fitsarana ... ny Lohasahan'ny Fitsarana. Ity andian-teny ity dia miverimberina hampisehoana fa ny fitsaràna dia hitranga tokoa.