forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.7 KiB
Markdown
36 lines
1.7 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny anakapobeny:
|
|
|
|
Manohy ny resany amin'ireo firenena Yaveh.
|
|
|
|
# Aoka hifoha ireo firenena ... ny firenena rehetra manodidina
|
|
|
|
Ny teny "firenena" sy "ireo firenena manodidina" dia maneho ireo firenena mitovy izay manodidina an'i Joda. Hitsara azy ireo eny amin'ny lohasahan'i Josafata Yaveh ny amin'izay efa nataon'izy ireo tany Jerosalema.
|
|
|
|
# Apetraho ny antsy fijinjana ... feno ny famiazana
|
|
|
|
Mety midika hoe 1) ny fanafihana eo amin'ny mpanotan'ny firenena dia tahaka fahavokaram-bary sy fipotserana voaloboka, na 2) ny fahamaikan'ny fitsaràna ireo mpanotan'ny firenena tahaka ny fahamaikan'ny fanangonana vokatra matoy sy fipotserana ireo voaloboka.
|
|
|
|
# Apetraho ny antsy fijinjana, fa ny vokatra dia matoy
|
|
|
|
Miresaka ireo firenena toy ny saham-bokatra izay matoy amin'ny fahavokarana i Yaveh. D.H: "Apetraho ny antsy fijinjana, fa ny firenena dia tahaka ny vokatra matoy."
|
|
|
|
# Apetraho ny antsy fijinjana,
|
|
|
|
"hasavily ny antsy fijinana anapahana vary."
|
|
|
|
# antsy fijinjana
|
|
|
|
antsy maranitra be ampiasain'ny olona amin'ny fanapahana vary.
|
|
|
|
# ny vokatra dia matoy
|
|
|
|
"efa ho vokatra sahady ny vary"
|
|
|
|
# Miavia, potsipotsero ny voaloboka, fa feno ny famiazana
|
|
|
|
Miresaka ireo firenena toy ny hoe fehezam-boaloboka eny am-pamihazana i Yaveh, vonona ho an'ny olona hipotsitra ireo. D.H: "Miavià, potsero ny firenena, fa tahaka ny voaloboka eny am-pamihazana izy ireo."
|
|
|
|
# Mihoatra ny vata fitatazana, fa ny faharatsian'izy ireo dia goavana."
|
|
|
|
Miresaka ny faharatsian'ny firenena toy ny hoe ranom-boakazo mikoriana avy amin'ny famihazana makao amin'ny vata izay namindrana izany Yaveh. Ireo vata dia tsy lehibe mahafeno ny isan'ireo habean'ny faharatsiana izay mikoriana ao amin'izany.
|