plt_tn/jol/03/07.md

406 B

ivelan'ny toerana izay nivarotanareo azy ireo

Hiala amin'ny toerana izay naha andevo azy ireo ny olon'Israely ary hiverina amin'ny tanin'Israely.

hanonitra

D.H: "hamerina izay hahamendrika anareo"

eo an-tanan'ny olon'i Joda

D.H: "amin'ny herin'ny vahoakan'ny Joda" na "amin'ny vahoakan'ny Joda"

Sabeana

ny olon'ny Sabea, izay nantsoina hoe Seba. Ireo olona nitoetra tany atsimon'ny Israely.