plt_tn/jol/03/07.md

16 lines
406 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ivelan'ny toerana izay nivarotanareo azy ireo
Hiala amin'ny toerana izay naha andevo azy ireo ny olon'Israely ary hiverina amin'ny tanin'Israely.
# hanonitra
D.H: "hamerina izay hahamendrika anareo"
# eo an-tanan'ny olon'i Joda
D.H: "amin'ny herin'ny vahoakan'ny Joda" na "amin'ny vahoakan'ny Joda"
# Sabeana
ny olon'ny Sabea, izay nantsoina hoe Seba. Ireo olona nitoetra tany atsimon'ny Israely.