plt_tn/jol/02/12.md

12 lines
340 B
Markdown

# Miverena Amiko amin'ny fonareo manontolo
D.H: "Mialà amin'ny fahotanareo ary manolora tena tanteraka amiko."
# Viravirao ihany koa ny fonareo fa tsy ny fitafinareo ihany
Fandriahana akanjo iray dia asa ivelan'ny henatra na fahafaham-baraka. "Triaro ny fonareo" midika fananana toe-tsaina mahalala menatra ao anaty.
# hiala
mijanona