plt_tn/jol/02/12.md

340 B

Miverena Amiko amin'ny fonareo manontolo

D.H: "Mialà amin'ny fahotanareo ary manolora tena tanteraka amiko."

Viravirao ihany koa ny fonareo fa tsy ny fitafinareo ihany

Fandriahana akanjo iray dia asa ivelan'ny henatra na fahafaham-baraka. "Triaro ny fonareo" midika fananana toe-tsaina mahalala menatra ao anaty.

hiala

mijanona