plt_tn/jol/02/01.md

28 lines
1.4 KiB
Markdown

# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy tononkalo i Joela izay nanomboka tany amin'ny toko voalohany.
# Tsofy ny anjomara ... ampanenoy ny fanairana
Joela manamafy ny lanjan'ny antson'Israely miaraka amin'ny fiomanana ho an'ny fasimbana izay ho avy.
# Andron'ny fahamaizinana sy aizim-pito
Ny teny "fahamaizinana" sy "haizim-pito" dia mizara dika mitovy ary manamafy ny hamafin'ny haizina. Ny fitambaran'ireo teny dia maneho ilay fotoan'ny loza na fitsaràna avy amin'Andriamanitra. D.H: "andro iray izay feno fahamaizinana" na "andro iray amin'ny fitsarana mahatsiravina."
# aizim-pito
maizina tanteraka na maizina
# andron'ny rahona sy aizim-pito
Ity andian-teny dia ity dia midika zavatra mitovy, ary manamafy ny andian-teny teo aloha. Tahaka ity andian-teny ity, "rahona" sy "aizim-pito" mitambatra anehoana ny fitsaran'Andriamanitra. D.H: "andro iray feno aizim-piton'ny kotro-baratrin'ny rahona."
# Tahaka ny mangiran-dratsy izay miely eny amin'ireo tendrombohitra, manatona ny tafika lehibe sy matanjaka
D.H: "Tafika lehibe, matanjaka ho avy eo an-tendrombohitra amin'ny tany. Hiely eo amin'ny tany tahaka ny hazavana avy amin'ny fiposahan'ny masoandro izy ireo"
# ny tafika lehibe sy matanjaka.
Ny teny "lehibe" sy "matanjaka" dia mizara dika mitovy eto ary manamafy ny herin'ny tafika. D.H: "korontana lehiben'ireo valala" (UDB) na "tafik'olona maro be."