plt_tn/jol/01/15.md

684 B

Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no resahin'Andriamanitra amin'ireo mpisorona mba hilaza.

Tsy efa nesorina teo imasonareo ve ny sakafo, ary ny fifaliana sy ny firavoravoana tao amin'ny tranon'ny Andriamanitsika?

D.H: "Efa hitantsika ny famatsian-tsakafontsika nampiasaina, ary efa nasorin'izy ireo ny hafaliana sy ny haravoana avy amin'ny tranon'Andriamanitra.

teo imasontsika

"avy amintsika". Ity dia maneho ny firenen'Israely rehetra.

fifaliana sy ny firavoravoana

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Namafisin'izy ireo miaraka izany fa tsy misy karazana hafaliana miseho any amin'ny tempoly.

baingan-tany

vongan-doto.